fandraisana
Alahady faha-29 Janoary 2012

Ilay teny mamiko

Tonga soa

Mbola kamokamo indray aloha aho izao. Ny tena antony dia Ajax sy Javascript no tena nampiasaiko hatrizay, dia nony avy eo hitako fa tsy dia mahainaritra ireo na dia maomby ihany aza indraindray.

Niezaka ny hivadika AS3 sy Flex aho nony avy dia ilay vao ianarana indray no mandreraka. Fa mandroso ihany aloha hatramin'izao na dia miadana aza.


sitlo,
ny Alatsinainy faha-04 May 2009 04:14
Niova farany ny ( Talata faha-22 Desambra 2009 18:33 )